Sary iray isan'andro
01 décembre 2007 à 16:34 |
Une photo par jour
Commentaires
Aiza ho aiza
Mahaliana ilay sary saingy ... aiza kay no misy io tsangam-bato io ? Mba sosay lakana ny havanao fa very e ! ;)
tsy eo analakely manoloana ny bni sy ny fiangonana protestanta ve io ? tazako ery anoloana ery ambohijatovo avaratra ! sa ?
Affirmatif, c'est bien à Andohan'Analakely.
En face à droite, il y a la BNI, en face à gauche les pavillons et derrière, Supermusic. :)
Par contre, je n'avais pas noté son nom. Stèle de la lutte contre le sida?
Tsara ity sary ity, tahaka izay mba nankeny koa aho nitifitra azy dia ho nataoko background na photo miaraka amin'ity post iray ity :
http://malagasymiray.net/2007/12/01/ilay-hazo-mahagaga/
Poster un commentaire
Rétroliens
URL pour faire un rétrolien vers ce message :
http://www.canalblog.com/cf/fe/tb/?bid=38838&pid=7084637
Liens vers des weblogs qui référencent ce message :














